Tompo ô, iantrao 'zahay

Tompo ô, iantrao 'zahay.

1. Eny, sambatra izay afa-keloka,
sambatra izay voavela ota:
tsy itanan'ny Tompo hadisoana,
ka madio eo anatrehany.

2. Koa nitsorako taminao ny otako, ry Tompo,
tsy naefniko anao ny hadisoako:
"Miaiky heloka aho, Tompo", hoy aho,
dia nesorina ny hadisoana sy ny otako.

3. Ianao no fiereko sy fialofako,
hiram-pahafahana no manodidina ahy.
Mifalia ao amin'ny Tompo, ianareo olo-marina,
ianareo olom-banona, miravoa ka mihobia.

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Salamo
Fihirana Vaovao p. 174
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092