Aleloia ny Tenin'ny Tompo, inoanay, iainanay

Aleloia an an aleloia, Aleloia an an
Ny Tenin’ny Tompo.
Inoanay, iaiñanay, ampianarinay e
Irinay, ankatoavinay amy fiainañay e
Raisinay e eee ia, ankatoavinay Tenin-jañahary ee ia

1. Izy ‘lay Teny nahariaña an an an
Nahariaña an’izao tontolo izao ô ô ia
Izy ‘lay Teny mandrakizay ee ia
’Lay aifa nisy hatramin’ny aila an an an
Niteny tamy vavan’ny mpaminañy ee ia
Sy tamin’ny vavan’ireo pretra an an.

2. Izy lay Teny tonga nofo ô ô ô ia
Izy lay mangala ny fahotaña an an
Lay antoky ny fiaiñantsika e e ia
Lay mandavorary ny raha jiaby e e ia
Mameloño atsika mandrakizay e e ia
Mitondra atsika amy làla-mariñy an.

Nampiditra admin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1272