Mahatsiaro tena

1- Mahatsiaro tena fa dia nanota tokoa izahay
Ka dia mivalo, mivalo re
Tompo o, (3 fois) mamindra fo aminay

2- Fafao ry Jesoa ny ota be zay vitanay
Hahafahanay manantona anao
Krity o, (3 fois) mamindra fo aminay

3- Ilay fanahinao mapiray arotsay re
Mba hanadio ny fanahinay
Tompo o, (3 fois) mamindra fo aminay

Nampiditra Mapandry
Sokajy Fifonana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0105