Tonga ity 'lay andro soa 'zay nandrasako hatrizay

1. Tonga ity 'lay andro soa 'zay nandrasako hatrizay:
Falifaly aho, ry Jesoa, fa notiavin'izy Ray.

Sambatra aho, fa nandray anao, ry Jesoa Tompo ô;
Jesoa ô, vonona ho tia anao ity zandry malalanao.

2. Hafaliana sesilany no atolotrao, Kristy:
Ka hiravo hatrany hatrany 'reo mandray ny Eokaristia.

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Komonio
Fihirana Vaovao p. 165
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0547