Aleloia, resy ny fahafatesana!

Aleloia, resy, resy ny fahafatesana!
I Kristy no nandresy ny fahafatesana
Aleloia, aleloia

1. Velona Ianao, Jesoa, angady nananana ny hafaliana,
     Velona Ianao, Jesoa, vy nahitana ny hasambarana.

2. VelonaIanao, Jesoa,
     Fototry ny fiainanay mandarakizay.

3. Ô, mifalia, ry Maria Virjiny!

4. Fa ianao no voalohany tena santatra tokoa
    Amin'ny olom-boavonjy. Aleloia, aleloia!

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Aleloia - Paka
Fihirana Vaovao p. 133
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783