Tompo ô, ianao no iankinako

Tompo ô, ianao no iankinako;
Ampandreneso ny hatsaram-ponao aho dieny maraina

1. Ampahalalao ahy ny lalana mety harahina
Fa any aminao no nandratako ny fanahiko

2. Voninahitra anie ho an'ny Ray sy ny Zanaka
Voninahitra anie ho an'ny Fanahy Masina

Nampiditra j_rahasa
Ankalazao ny Tompo p. 25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087