Hobio i Iaveh, ry tany tontolo fa madrakizay ny fitiavany

Hobio i Iaveh, ry tany tontolo
Fa mandrakizay ny fitiavany

1. Tompoy amim-po falifaly i Iaveh
ary hatóny amin-karavoana

2. Fantaro fa izy no Andriamanitra,
Azy isika 'zay harin-tanany

3. Ry vahoaka sy odnry fiandriny,
Hirao izy eo anivon'ny kianjany.

4. Derao izy, ny anarany ankalazao:
Mandrakizay ny fitiavany.

5. Dera sy laza mandrakizay anie
Ho anao, ry Tompo Andriamanitra.

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Salamo
Fihirana Hasina p. 239
Fihirana Vaovao p. 292
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0199