Tompo ô, mba jereo ny tolotray zanakao

Tompo ô, mba jereo
Ny tolotray zanakao,
Ankatoavy re, Tompo ô;
Hamasino ho fiderana anao,
Tompo ô, henoy ny vavakay.

1. Ny tenanay no atolotray,
miaraka amin'i Jesoa,
koa mitalaho aminao (Tompo).

2. Ny sitrapo no atolotray, ...

3. Ny asanay no atolotray, ...

4. Ny herinay no atolotray, ...

5. Ny andronay no atolotray, ...

Nampiditra j_rahasa
Sokajy Fanolorana
Fihirana Dera p. 271
Fihirana Hasina p. 176
Fihirana Vaovao p. 367
Vavaka sy Hira p. 732
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093