Ovao ho fo nofo

Ovao ovao, ovao ho fo nofo
Ny fonay vato Ry Fanahy Masina ô

1 – Ovao ho fitiavana ny fankahalanay
Ovao hazavana ireny laingalainganay

2 – Ovao hamorana ny fihetsikay mahery
Ovao fihavanana ny fisarahanay.

3 – Ovao fahatsorana ny sainay fetsifetsy
Ovao ho hafaliana ireny sorisorinay.

(Ankalazao)

Nampiditra Solofo74
Sokajy Fanahy Masina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091