Mifankatiava

Mifankatiava ihany a! a!

Tahaky ny nitiavako anareo a! a!

Mifankatiava e! mifankatiava

Tahaky ny nitiavako anareo a! a!

 

Manan finoana ihany a! a!

Isika miaina eto ambony tany a! a!

Manana finoana e! manana finoana

F'indray andro ho any an-danitra any a! a! 

 

Mifandefera ihany a! a!

Ho mariky ny tena fihavanana

Mifandefera e! mifandefera 

Hahazahoana ny fiadanana

 

Nampiditra thierry15
Sokajy Fiadanana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0665