Kristy no Mofon'aina ivelomana

Omer

Fiv 1 : Kristy no Mofon'aina ivelomana
Kristy no mofo mahavelona
Tena fihinana.

Fiv Il : Tompo รด ! omeno anay mandrakariva
Izany mofo izany !

Ny mofo omena anareo, (o o o)
Dia mofo avy any an-danitra. (o o o)
Izaho no Mofo velona (o o o)
Nidina avy any an-danitra. (o o o).

Izay manatona Ahy, (o o o)
Tsy mba ho noana intsony; (o o o)
Izay mino Ahy, (o o o)
Tsy mba hangetaheta. (o o o).

Izay rehetra omen'ny Ray Ahy (o o o)
No hanatona Ahy (o o o)
Izay manatona Ahy, (o o o)
Tsy horoahiko any ivelany. (o o o).

Sitrak'Ilay naniraka Ahy (o oo)
Ny tsy hamelako hisy very, (o o o)
Fa ny hanangana ho velona (o o o)
Amin'ny andro farany (o o o).

Nampiditra admin
Sokajy Komonio
Antsao ny Tompo p. 348
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783