Ny Eokaristia sakafo mahavelona

Fr Mariste

Ny Eokaristia sakafo mahavelona
Ny Eokaristia, sakafo sahaza ny besinimaro.

Jesoa Kristy izay nanolotra ny Ainy,
Mofon’Aina mahavelona mandrakizay.

Jesoa Kristy izay nampianatra ny olona,
Izay mandray Azy ho velona mandrakizay, .

I Jesoa Kristy, izay mivavaka ho antsika
No mampihavana antsika amin’ny Ray.

Nampiditra admin
Sokajy Komonio
Antsao ny Tompo p. 347
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093