ZANAK’ONDRIN’ANDRIAMANITRA

Wanghou Jean Claude

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra Ray e e e ia !
Izay mañala ny fahotan’izao tontolo izao.
Mamindra fo aminay e !

Omeo fiadananao izahay e !
Omeo fiadananao izahay e !

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 343
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093