Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra

Romuald

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra,
Izay manala, ‘zay manala ny fahotana,
Ny fahotan’izao tontolo izao
Ka mamindrà fó aminay. (in-3)

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra,
Izay manala, ‘zay manala ny fahotana,
Ny fahotan’izao tontolo izao
Ka mamindrà fó aminay. (in-3) --

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra,
Izay manala, ‘zay manala ny fahotana,
Ny fahotan’izao tontolo izao
Omeo fiadanana izahay. (in-3)

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 342
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.084