Ry Zanak' Ondrin'Andriamanitra

Athanas MAZAVA

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra Ray e e !
Mamindrà fô aminay jiaby e !
Ry Zanak' Ondrin'Andriamanitra Ray e e !
Mamindrà fô aminay jiaby e !

Ianao ilay manala ny fahotaña
Fahotañanay olombelona
Mamindrà fô aminay jiaby.

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra Ray e e !
Mamindrà fô aminay jiaby e !

Ianao ilay nibaby ny fahotana
Fahotañanay olombelona
Mamindrà fô aminay jiaby.

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra Ray e e !
Amia ‘zahay e ny fiadananao.

Ry Zanak' Ondrin' Andriamanitra Ray e e !
Mamindrà fô aminay jiaby e !

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 342
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088