Ô ! ry Zanak’ondry

Jean de Dieu Rakotohavana

Ô ! ry Zanak’ondrin’Andriamanitray ô !
(‘Zay manala), ‘Zay manala ny otanay
(Mba mamindrà fo) Ianao, r’Ilay mpamela ny helokay ô !
Mba mamindrà fo aminay !

Ô ! ry Zanak’ondrin’Andriamanitray ô !
(‘Zay manala), ‘Zay manala ny otanay
(Mba mamindrà fo) Ianao,
R’Ilay mpamela ny helokay ô !
Mba mamindrà fo aminay !

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitray ô !
Mpamela helokay tokoa Ianao e !
Mba omeo re, atolory re !
Omeo any ilay fiadananao.
Atolory re, ka ho raisinay,
Omeo anay ilay fiadananao.

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 341
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087