Ry Zanak’ondry

Georgette Rasoatsara

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra e ia ! (in-2)
Ianao ‘zay manala ny fahotana e ia !
Ny fahotan’izao tontolo izao ô ia ie !
Mamindrà fo aminay e ! (in-3).

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra e ia ! (in-2)
Ianao ‘zay manala ny fahotana e ia !
Ny fahotan’izao tontolo izao ô ia ie !
Mamindrà fo aminay e ! (in-3).

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra e ia ! (in-2)
Ianao ‘zay manala ny fahotana e ia !
Ny fahotan’izao tontolo izao ô ia ie !
Mba omeo fiadanana (in-2)
Omeo fiadananao izahay e !

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 341
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092