Zanak’ondry

Laurence

Ry Zanak’ondrin’ny Zañahary,
‘Zay manala ny fahotana,
Mba tsofy rano izahay,
Mamindrà fo aminay e. (in-2).

Ry Zanak’ondrin’ny Zañahary,
‘Zay manala ny fahotana,
Afaho ‘zahay fa malilo,
Mamindrà fo aminay e ! (in-2).

Ry Zanak’ondrin’ny Zañahary,
‘Zay manala ny fahotana,
Mba arotsahy ato aminay,
Arotsahy ny fiadananao e ! (In-2).

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 340
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0101