Ry Zanak’ondry

Jean Louis Tombolaza

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra e !
Izay manala ny fahotan'izao tontolo ô !
Mamindra fo aminay, mamindra fo ô ! (in-2)

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra e !
Izay manala ny fahotan'izao tontolo ô !
Mamindra fo aminay, mamindra fo ô ! (in-2)

Ry Zanak’ondrin'Andriamanitra e !
Izay manala ny fahotan'izao tontolo ô !
Ame 'zahay e, ny fiadananao ô ! (in-4)

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 339
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009