Zanak’ondry

Edouard Tongavelo

Ry Zanak'ondrin'Andriamanitra e e ia !
Zañahary zay manala ny fahotana
Ny fahotan'izao tontolo izao
Mba mamindra fo aminay e ia !
Mba mamindra fo aminay.

Ry Zanak'ondrin'Andriamanitra e e ia !
Zañahary zay manala ny fahotana
Ny fahotan'izao tontolo izao
Mba amia zahay ny fiadananao e ia !
Mba amia zahay ny fiadananao.

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 338
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091