Zanak’ondrin’Andriamanitra

Bema

Zanak’ondrin’Andriamanitra ô !
Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Mamindrà fo aminay ô !

Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Mamindrà fo aminay e !

Izay manala ny fahotan’izao tontolo izao,
Omeo fiadananao ‘zahay e. (in-2).

Nampiditra admin
Sokajy Zanak'ondry
Antsao ny Tompo p. 338
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0477