Mari-pihavanana : Iray vatsy

Laurence

Iray vatsy, iray aina,
Ao amin’i Kristy atsika jiaby,
Mifankatiava, raha mbola velona ô !

Mifankatiava ianareo hoy ny Tompo,
Toy ny nitiavako anareo e !
Izany indrindra no hahafantarana fa hoe :
Mpianatrao ianareo.

Andriamanitra anie be fitiavana,
Mampiray ny olona hifankatia,
Ny Fanahy izay nomeny antsika,
Mampihavana antsika amin’Andriamanitra.

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
Antsao ny Tompo p. 334
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0238