Tempolin’Andriamanitra

Bernardin

Tempolin’Andriamanitra ny tenantsika e ia !
Azôvy andreky no tsy onenan’ny
Fanahin’Andriamanitra e ia !

E e e e ia, ilay Fanahy mampiray antsika e,
-- Io ilay fanahy ao anatintsika.

Isika vato narafitra, ka tonga vato fehizoro,
Ka tsy azo robatina,
Ilay Fanahy mampihavana amin-dRay e ia !

Moa tsy fantatrareo va fa Tempolin’Andriamanitra,
Izao vatantsika izao,
Ka tsy maintsy hotandrovana e ia !

Nampiditra admin
Sokajy Fiadanana
Antsao ny Tompo p. 330
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0234