Amin’ny alalany

Bema

Amin'ny alalany sy miaraka aminy ary ao aminy
Ry Andriamanitra Ray mahefa ny zavatra rehetra
Dia Anao avokoa ao amin'ny Fanahy Masina
Ny haja amam-boninahitra;
Amy taona rehetra mandrakizay. Amen !

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 325
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092