Fihobiana : Velona Ianao Jesoa

Sherz

Velona Ianao Jesoa รด!
Velona eo anilanay e !
Tena tafatsangana,
Resinao ny fahafatesana.

Fa mbola ho avy Ianao.
Hitsara ny olo jiaby amim-boninahitra

Nampiditra admin
Sokajy Fihobiana
Antsao ny Tompo p. 323
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802