Masina

Jean Louis Tombolaza

Masina e ia ! Masina Masina e ia !
Ny Tompo Andriamanitra e ia !

Feno (feno rô), feno (ny voninahitrao)
Feno, ny tany aman-danitra e ia !

Hozàna (Hozàna), Hozàna (Hozàna rô)
Hozàna any amin'ny avo indrindra.

Hosoavina (hosoavina), hosoavina (hosoavina rô)
Hosoavina ny Anaran'ny Tompo
Hozàna (Hozàna), Hozàna (Hozàna rô)
Hozàna any amin'ny Avo indrindra.

Nampiditra admin
Sokajy Masina
Antsao ny Tompo p. 320
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0377