Masiñy Ana Zañahary doublon

Nampiditra: admin
Sokajy: Masina,


  • Antsao ny Tompo p. "317

Joseph Justin

Masiñy Ana Zañahary, Ana Tompin’ny voaary.
Tompin’ny tany sy ny langitry e ià !
Ià e e e e ià ! Tompo ô! Ana no Tompon’ny hery e !
Ià e e e e ià! masiñy e ià !

Feno ny voninahitrao ôià !
Ny tany sy ny langitry e ià !
Hozàna añy amin’ny Avo indrindra e ià !
Hozàna, Hozàna amin’ny Avo indrindra e e ià !
Ià e e e e ià ! (in-2).

Hosoavina anie ilay avy eià !
Ilay avy amin’ny Añaran’ny Tompo ô ô ià !
Hozàna añy amin’ny Avo indrindra e ià !
Hozàna, Hozàna amin’ny Avo indrindra e e ià !
Ià e e e e ià ! (in-2).


Eugene Hery - Tel +39 338 744 2412 (Italie) - [0.0721 s.] - Aidé par Evanjelyanio.org