Masina

Manana

Masina, Masina, Masina à !
Ny Tompo Andriamanitra (2) (try) ny Hery rehetra.

Feno ny Voninahitrao ny tany aman-danitra,
Hozàna, Hôzàna, any amin’ny Avo indrindra.

Hôzana, Hôzana, Hôzana à,
Any amin’ny Avo (2) indrindra.

Hosoavina anie ilay avy amin’ny Anarany, (in-2).

Nampiditra admin
Sokajy Masina
Antsao ny Tompo p. 316
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0093