Andriamanitra Tompo, Fahamarinana

Julien Rakotoarinosy

Andriamanitra Tompo, Fahamarinana e ! e ! e !
Miantso antsika jiaby e !
Hanolotra sorona e ! Miaraka amin'ny Zanany e !

1.Ny mofo izay atolotray e ià !
Hamasino, ankasitraho,
Mba ovao ho vatanao masina.

2. Ny divay izay asandratray e ià !
Raisinao ho ranao,
Hafaliana faratampony e ià !
No iainanay e !.
-- E ! e ! e ! e ! ià ! (in-2)
-- Mba ovao ho vatanao sy ranao masina.

Ny mofo vokatry ny asanay e !
Ny divay izay entinay e !
Ny fiainanay isan'andro ô !
Ovao ho sorom-pifonana e !
Hideranay Anao ô !

Ny hatsembohanao isan'andro ô !
Ny asa loha manahirana e !
Asandratray Aminao !
Ankasitraho, hamasino !
Hideranay Anao !
-- E ! e ! e ! e ! ià ! (in-2)
-- Mba ovao ho vatanao sy ranao masina.

Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Antsao ny Tompo p. 313
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0623