Navy eto ‘zahay

Auguste Roby

Navy e ! navy e!
Navy eto ‘zahay mañatrika e !
Mañatriky fanatitra Aminao,
Mba raiso re, raha toa ka sitrakao,
Eny Tompo ô !
Na dia tsy mendrika izahay.

Amy fô feno fitiavaña,
Ndreto ‘zahay Baba e !
Ravoravo manolotro,
Ny asan-tañanay Aminao.

Navy ‘zahay e ! mañatriky mofo ô !
Atolotray Anao mba ho vatan’i Jesô.
Navy ‘zahay e !mañatriky mofo ô !
Vokatry ny asan-tañanay,
Ataova manjary fiaiñanay.
Navy zahay e ! Baba e ia !
Koezy Tompoko, mila rady,
Amia ny tsara.
Navy zahay e ! Baba e ia !
Koezy Tompoko, mila rady,
Amia ny tsara.

Navy ‘zahay e ! mitondra divay e !
Atolotray Anao mba ho Ràn’i Jesô.
Navy ‘zahay e !mitondra divay e !
Vokatry ny asan-tañanay,
Ho fanavotam-piainanay.
Navy zahay e ! Baba e ia !
Koezy Tompoko, mila rady,
Amia ny tsara.
Navy zahay e ! Baba e ia !
Koezy Tompoko, mila rady,
Amia ny tsara.

Nampiditra admin
Sokajy Fanolorana
Antsao ny Tompo p. 311
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009