Mihanta Aminao

Romuald

Mihanta Aminao izahay Ray ô !
Ka mba henoy ny antsonay,
Miandrandra Anao ny masonay,
Mba henoy, fa mitalaho.

Ny Papa sy Eveka, ny Pretra eran-tany,
Herezo ho fanasin’ny tany,
Omeo herim-po sy herin-tsaina izy ireo,
Tantano ny fanahiny.

(Choeur)- Henoy re ny vavakay. (in-2) .

Nampiditra admin
Sokajy Ranombavaka
Antsao ny Tompo p. 298
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117