Mangataka ny meva

Athanas MAZAVA.

Mangataka ny meva ‘zahay Tompo ô !
Mila ny tsara Andriamanitra e !
Mahetsaka ambôdin’ny vôndroñô
Hanintsinitsy hanaranara.

Mivavaka e izahay Tompo ô !
Ho an’ny Papa, Eveka, Pretra
Mba hazoto hatrany anie
Amin’ny fitoriana ny Evanjely
Izany no vavakay Tompo ô !
Aoka isika hivavaka.

Mivavaka e izahay Tompo ô !
Ho an’ny mpitondra fanjakana
Mba hikatsaka hatrany anie
Izay mahasoa ny olo jiaby
Izany no vavakay Tompo ô !
Aoka isika hivavaka.

Nampiditra admin
Sokajy Ranombavaka
Antsao ny Tompo p. 297
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1239