Ranombavaka

Sherz

Karaha tsy misy ny ezakay,
Izikoa tsy eo anilanay Ianao e !
Ke ampio izahay,
Eo am-panatanterahana ny irakao.

Mino aho Tompo ô!
Nefa vonjeo ny tsy finoako,
Fa tsy misy tsy azo atao,
Ho an’izay mino.

Nampiditra admin
Sokajy Ranombavaka
Antsao ny Tompo p. 295
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973