FITIAVANA IANAO RY RAY

Bernardin

Fitiavana ianao ry Ray o !
Mitondra hafaliana,
Mitondra famonjena,
Ka vonjeo, vonjeo izahay Ray,
Vonjeo izahay Ray o.

Nampiditra admin
Sokajy Ranombavaka
Antsao ny Tompo p. 293
Karine Dera p. 451
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0091