Zaho mino an'Andriamanitra e ià !

(RASAMY Marcel)

Zaho mino an'Andriamanitra e ià !
Zañahary Mahefa ny raha jiaby e ià !
Tokana olona telo ô !
Ray, Zanaka sy ny Fañahy e ià !
Zaho mino ô ! ià ! O à ! zaho mino ô ! ià !

Zaho mino Zañahary e !
Nañano lañitry ndraiky tany e !
Sy ny zavatra rehetra e ià !
Na ny hita maso na ny tsy hita e ià !
-- Zaho mino ô ! (in-3).

Zaho mino an'i Jesoa Tompo ô !
Zañahary tokana Tompontsika e ià !
Noforonin'ny Fanahy Masina e ià !
Nijaly sy maty ho antsika e ià !
-- Zaho mino ô ! (in-3).

Zaho mino an'i Jesoa Tompo ô !
Nitsangana tamin'ny maty e !
Niakatra any an-danitra Izy e ià !
Nipetraka eo an-kavanan'ny Ray e ià !
-- Zaho mino ô ! (in-3).

Zaho mino ny Fanahy Masina e !
Ny Eglizy Masina katôlika e !
Zaho mankato ny Batemy tokana e ià !
Sy ny fiainana mandrakizay
-- Zaho mino ô ! (in-3).

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 284
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102