ALELOIA NY TENIN’NY TOMPO

(Joseph Justin)

Aleloia an an ! aleloia !
Aleloia an an !
Ny Tenin’ny Tompo ô

Inoanay, iaiñanay, ampianarinay e !
Irinay, ankatoavinay amy fiaiñañay e !

Raisinay e eee ia, ankatoavinay Tenin-Jañahary ee ia

Izy ‘lay Teny nahariaña an an an !
Nahariaña an’izao tontolo izao ô ô ia !
Izy ‘lay Teny mandrakizay e e ia !
’Lay aifa nisy hatramin’ny aila an an an !
Niteny tamy vavan’ny mpaminañy e e ia !
Sy tamin’ny vavan’ireo pretra an an !

Izy ‘lay Teny tonga Nôfo ô ô ô ia !
Izy ‘lay mangala ny fahotaña an an !
’Lay antoky ny fiaiñantsika e e ia !
’Lay mandavorary ny raha jiaby e e ia !
Mameloño atsika mandrakizay e e ia !
Mitondra atsika amy làla-mariñy an an !

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 266
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0087