Inoanay tenin-Jañahary

(Paulin T.)

Aleloia ia ! e ia !
Inoanay Tenin-Jañahary iainanay e, aleloia ! (Aleloia).

Raisinay Tenin-Jañahary
Ampiharinay amin’ny fiainanay
Torinay am’namanay,
Entinay am’tany jiaby iainanay e ! aleloia ! -- (Aleloia).

Karaha mahaleñy latsaka an-tany
Ny Tenin-Jañahary noraisinay
Mahavokatra, mahalonaka ny tany,
Afafinay am’tany jiaby iainanay e aleloia !
-- (Aleloia).

-- Aleloia e ! mahaveloño ô ! ia !

Ny Tenin’ny Tompo teny mahery
Mañamia hery amin’olo jiaby.

Raisinay : Aleloia !
Ampianarinay : -- Aleloia !
Am’malahelo : -- Aleloia !
Amin-drô voagadra : -- Aleloia !
Am’namanay : -- Aleloia !
Amin’olo jiaby : -- -- Aleloia !

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 255
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2212