Voninahitra

( Didier Beasara.

Voninahitra ho an’Andriamanitra;
Fiadanana ho antsika olombelona,
Nanehoany ny fitiavany.
Voninahitra, voninahitra; --
Voninahitra (in-2) ho an’Andriamanitra e e ! -- (in-2).

Ry Zanak’ondrin’Andriamanitra e e !
Ry Tompo Andriamanitray e e !
Manala ny fahotan’ny olo jiaby e !
Voninahitra, voninahitra, --
Voninahitra (in-2), ho an’Andriamanitra e e ! -- (in-2).

Anao zaraiky no añabo indrindra e e !
Ry Tompo Andriamanitray e !
Ninao zaraiky ny haja amam-boninahitra e !
Voninahitra, voninahitra,
Voninahitra (in-2), ho an’Andriamanitra e e ! -- (in-2).

Nampiditra admin
Sokajy Voninahitra
Antsao ny Tompo p. 247
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009