Amia jôro zaho ô ia !

(Michaël)

Amia jôro zaho ô ia !
Amia jôro zaho fa zafinareo
Amia jôro zaho o o ia !
Amia jôro zaho fa zanakareo
Amia jôro zaho o o ia !
Amia jôro zaho fa zandrinareo
E e e e amia jôro (in-2).

Amia jôro fa zafinareo -- Ie ee amia jôro !

Andeha hanompo Jesoa Tompo o ia ! -- Ie ee amia jôro !

Mba tsy ho kivikivy amin’ny raha atao
Fa ho ravoravo isan’andro o ia !
Hiala havaña jiaby an-tanindrazaña
(Ka) amia tso-drano zaho Dady, Dadilahy e e ia !

Amia jôro fa zanakareo
Hiala tañana mason’andro niany e e ia !
Tsy natao an-terivôzono o !
Fa andeha an-tsitrapo o !
Hiala koa are ray aman-dreny e ia !
(Ka) amia tso-drano zaho Iada, Niny e ia !
Amia jôro fa zandrinareo o !
Hahay hiara-miasa amin’ire rahalahiko
Tsy ho viñibinitry izy koa irahiny e e ia !
Hahay hañeky hatrany ny lehibe e e ia !
Satria zare re solon-teñan’Kristy
Mifañosihosy amintsika an-tany atôy e !

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 190
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106