Litania

(Sher)

z

Mpiventy :
Ianao Zañahary, Andriamanitray ô, avia, atreho izahay.
Ianao Ianao Jesoa Kristy Tomponay ô, avia, atreho izahay.
Ianao Fanahy Mpankahery anay ô, avia, atreho izahay.

Vahoaka :
Masina Ianao, ka iantrao izahay e e, mangataka tso-drano.

Mpiventy : Ombao vavaka izahay e
Ombao vavaka izahay.
Vahoaka : Ombao vavaka izahay e
Ombao vavaka izahay.

Masina Maria ô, (- ô)
Renin'Andriamanitra e, (- ô)
Masina Misely ô, (- ô)
Arkanjely e, (- ô) .

E ! ianareo Anjely ô, (- ô)
Anjely Masin'Andriamanitra ô, (ô)
Md. Joany ô (ô),
Joany Batista ô.

Md Josefa ô, (-ô)
Be voninahitra e (ô)
Md Piera ô (ô)
Md Paoly e (ô).

Md André ô (ô)
Md Joany ô (ô)
Md Jakôba ô (ô)
Md Filipo ô (ô).

Mb Maria ô (ô)
Maria Madelenina e (ô)
Md Etiena ô (ô)
Martiry ianao e (ô).

Md Ignasy ô (ô)
Tao Antiôkia ô (ô)
Md Laurent ô (ô)
Diakra tao Rôma ô (ô).

Mb Felicite ô (ô)
Sy Perpetue martiry e (ô)
Mb Agnès ô (ô)
Virjiny masina e (ô).

Md Gregoara ô (ô)
Papa Ray Masina ô (ô)
Md Augustin ô (ô)
Eveka tatý Afrika ô (ô).

Md Athanase ô (ô)
Eveka tany Ejypta e (ô)
Md Basile ô (ô)
Eveka tany Azia e (ô).

Md Martin ô (ô)
Eveka tany Frantsa ô (ô)
Md Benoît ô (ô)
Mpanorina fikambanan-drelijiozy ô (ô).

Md François d’Assise ô (ô)
Diakra Relijiozy e (ô)
Md Dominika ô (ô)
Pretra Relijiozy e (ô).

Md François Xavier ô (ô),
Misionera ô (ô),
Md Jean Marie Vianney ô,
Pretra Masina ô.

Mb Catherine ô (ô)
Relijiozy tao Sienne e (ô)
Mb Therese ô (ô)
Relijiozy tao Avila (ô).

Md Vincent de Paul ô (ô)
Mompera Jacques Berthieu (ô)
Victoire Rasoamanarivo (ô)
Olon-tsambatra, mendrika hohajaina ô (ô).

Mpitarika : Avia manatrika, avia manoloana à à, .

Vahoaka : Avia manatrika, avia manoloana à à, .

Ianareo rehetra, Olo-masin’ny Tompo, --- " ---
Ianareo Razanay, efa nialoha lalana, -- --- " ---
Avia manatrika izao vavakay e, --- " ---.

Mpitarika : Afaho izahay Tomponay ô ô ô !
Vahoaka :Afaho izahay Tomponay ô !

Amin’ny fanandevozana ratsy rehetra,
Amin’ny fahafatesana mandrakizay e,
Noho ny Zanakao tonga Nofo,
Noho Izy maty sy nitsangan-ko velona,
Noho Izy nidinan’ny Fanahy Masina.

Mpitarika : Henoy vavaka izahay e e !
Vahoaka : Henoy vavaka izahay e e !

Arovy tantano ny Fiangonanao,
Herezo hanahaka ilay endrikao,
Tsinjovy mandeha ny vahoakanao,
Hiadam-pinaritra manompo Anao,
Arovy ny Papa, ny Eveka rehetra,
(Ity - ireto) zanakao voafidinao,
Avia tsofy rano ry Tompo mahery,
Avia atokano ho mpanomponao,
Avia hamasino ry Tompo mahery.

Mpiventy :
Ianao Zañahary, Andriamanitray ô, avia, atreho izahay.
Ianao Jesoa Kristy Tomponay ô, avia, atreho izahay.
Ianao Fanahy Mpankahery anay ô, avia, atreho izahay.

Vahoaka :
Masina Ianao, ka iantrao izahay e e, mangataka tso-drano.

Nampiditra admin
Sokajy Olomasina
Antsao ny Tompo p. 181
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2532