Fitiavana

(Mathieu)

Fitiavana; fitiavana
Andriamanitra fitiavana ( o ! an ! m ! un !) .

Izaho Tompo anie izao no miteny
Mifankatiava re, Didiko izany e !

Jesoa Tompo ô, jereo tanoranao,
Omeo fitiavana; hiaina soa e !

Izaho Tompo anie no nampisy anareo e !
Raha tsy Izaho anie tsy tonga izao e !

Jesoa Tompo ô, jereo ny fiainanay,
Loto mandrevo be; diovy izahay e !

Nampiditra admin
Sokajy Fitiavana
Antsao ny Tompo p. 141
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103