Ravoravo

(Julien Rakotoarinosy)

Ravoravo - o o ia -
Ravoravo izahay Baba (in-2)
Mankasitra sy mankateliña e ia
Izahay notiavinao ô ia !

Andeha hanolotra saotra no dianay
Añamezanay dera sy haja be.

Zañahary Tomponay, Koezy e !
Anao nahary ny zaka jiaby e ia !
Mahery iankinan'ny raha jiaby e ia !
Fitiavana tsy mivadika e ia ! miaro ny madinika !
Zañahary Tomponay, Koezy e !

Zañahary Be Mahefa e ia !
Derainay ny Voninahitrao !
Fototrin'ny Hatsarana jiaby e !
Lolohavina an-tampon-doha à !
Tsy mivadika sy Mpamindra fo.
Zañahary-be Mahefa e ia !

Ravoravo ô ô ia ! Ravoravo izahay Baba !
Ravoravo ô ! Ravoravo ô ! Ravoravo izahay Baba !

Ie e e e e ià } (in-2).

Tadiavinay ny Soranao } (in-2).

Anao Zañahary Andriamanitray e ia.. --
Fanilon'ny voaary sy Vonjy --
Miaro amin'ny loza mety ahavoa --
Fialofan'izay mahatoky Azy. -- .

Ie e e e e ià } (in-2).

Aza asitrika izahay ny tavanao ô ià ! --
Ny indrafonao mahaveloño ô ! --
Anao lalana mampanjary e ia ! --
Baba tohan'ny voaary. -- .

Saotra sy Haja amiaña Anao ô ià !
Koezy Tompoko Ndrañahariko ô !

Saotra sy Haja amiaña Anao ô ià !
Koezy Tompoko Ndrañahariko ô !

Ie e e e e ià } (in-2).

Nampiditra admin
Sokajy Fisaorana
Antsao ny Tompo p. 105
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0088