Tompo ô midera Anao aho

(Didier Beasara)

Endrey ny fitiavako ny lalanao
Isaintsainiko isan’andro o ! o !
Hendry aho no ho ny fahavaloko
Izany no isaorako Anao.

Tompo ô, midera Anao aho
Tompo ô misaotra Anao aho
Noho ny soa nafafainao ho ahy.

Esory amiko ny lalan-dratsy
Hitandremako ny didinao
Tsy hisaraka Aminao aho
Ianao no nampianatra ahy.

Fitokisana.

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 95
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094