Eny Tompo ô

(Clovis Jaosoa)

Eny, eny, eny Tompo ô, manjaka Ianao,
Alin'ny hasambarana,
Izao rehetra izao dia miaiky Anao tokoa.

Ry Tompo Andriamanitra ô, midera Anao 'zahay;
Miantso Anao izahay ka nositraninao,
Ry Tompo be fitia ô, midera Anao 'zahay,
Mientan-kafaliana, noho ny hatsaram-ponao.

Nampiditra admin
Antsao ny Tompo p. 92
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0784