Voninahitra ho Anao ry Ray

Voninahitra ho Anao ry Ray
Any an-danitra any e e
Fiadanana ety an-tany
Ho an'ny olona tsara sitra-po (namindrany fo)
Midera Anao mankalaza Anao izahay
Mitsaoka Anao, mihoby ny hasinao izahay
Ry Tompo Andriamanitra ô
Misaotra Anao izahay.

1- Ry Tompo Andriamanitra
Babanay Ianao Mpanjakanay Ianao,
Ianao nagnano raha jiaby
Ny tany aman-danitra.

2- Ry Jesoa Tomponay, zokinay Ianao
Fa zanaky ny Ray
Ianao manala ny fahotana ka mamindrà fo aminay

3- Ianao irery no Tompo
Ambonin'ny zaka jiaby
Ankavanan'izy Ray
Miaraka amin'ny Fanahy
Masina omem-boninahitra.

Nampiditra admin
Sokajy Voninahitra
Karine Dera p. 550
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.009