Voninahitra e e ia ho an'Andriamanitra

Voninahitra e e ia ho an'Andriamanitra
Fiadanana e e ia ho antsika olombelona

1 - Midera sy mankalaza anao izahay
Mitsaoka sy mihoby ny hasinao
Atolotray ho anao
Ny voninahitra e e ia.

2- Ry Tompo Andriamanitra
Mpanjakan'ny lanitra
Ray mahefa ny zava-drehetra
Ny voninahitra e e ia

3- Kristy Zanaka lahitokan'ny Ray
Zanak'Ondrin'Andriamanitra
Ho an'ny Zanaky ny Ray
Ny voninahitra e e ia

4- Manala ny fahotana izao tontolo izao ianao e
Ka mamindrà fo aminay
Manala ny fahotan'izao tontolo izao ianao e
Ka raiso ny fifonanay
Mipetraka eo an-kavanan'ny Ray ianao e
Ka mamindrà fo aminay

5- Ho an'Andriamanitra tokana
Ny Ray sy ny Zanaka
Miaraka amin'ny Fanahy Masina
Ny voninahitra e e ia !

Nampiditra admin
Sokajy Voninahitra
Karine Dera p. 546
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0938