Fiadanana, fiadanana

Fiadanana (homba antsika mianakavy e)
Fiadanana (avy amin'ny Tompontsika)
Ao an-danitra anie ka fiadanana (zay manomboka etoana) 2
Didy tokana nomen'l Jesoa atsika
Dia ny mba hifankatiavantsika
Hampiray antsika amin'ilay Nahary ô
 An'izao tontolo izao ô ô ! (2)
 

Nampiditra admin
Karine Dera p. 546
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0094