A A Aleloia nitsangan-ko velona

A A Aleloia

A A Aleloia a e e
A A Aleloia derao Jesoa ô
A A Aleloia e e !
Nitsangan-ko velona izy e

Nitsangan-ko velon'izy e ia (Aleloia a)
Nandresy ny herin'ny fahafatsesana e ia
Tamin'ny andrô fahatelo ô ia
Ary niakatra an-danitra izy e ia
Oh ô Koa mifalia ! !

Nampiditra admin
Sokajy Aleloia - Paka
Karine Dera p. 536
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0092