Aleloia olo mandray ny tenin'Andriamanitra

Aleloia a a
Aleloia, aleloia e e e ia aleloia

1 - Ny olo mandray ny tenin'Andriamanitra
    Mitandrina azy

2- Izy ilay olon-kendry manorin-trano
    Ambony vatolampy

3- Sambatra Ianao ry Maria virjiny
    Fa tsy mba nanota

4- Ianao re nahazo anjara karibo an-trano
    Tamin'Janahary

5- Ianao nampakariny Fanahy amam-batana
    Any an-danitra any.

6- Ka vory 'zahay zanaka miara-paly
    Mankalaza anao.

Nampiditra hery
Karine Dera p. 506
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0121