Masigny tato anao Zagnahary

1 - Masigny tatô anao Zagnahary
Tompon'ny hery jiaby e e ia
Masigny e e (choeurs)

Fiv:  Masigny e e ia. ANAO ZAGNAHARY E E
        Tompon'ny hery jiaby        
        Mpanjakan'izao tontolo        
        Mahery ka tsy hay tohaina        
        Hozana amin'ny avo indrindra        
        Eh ! masigny e e        
        Ah ! masigny e e        

2- Feno ny voninahitrao ô ô ,
    Ny tany aman-danitra e e !
    Masigny e ! e ! (choeurs)

3- Hosoavina ilay avy amin'ny anaranao
    Tompon'izao tontolo ô ô i a
    Masigny e e (choeurs)

Nampiditra hery
Sokajy Masina
Karine Dera p. 493
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0886